Entry (1/4) | 1 gaka |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Zoology: (in general) 4 Sound |
Explanations in Malagasy | 5 Fanenon' ny vorombazaha na ny goaika. [1.1] |
Explanations in English | 6 the quacking of a duck. [1.2] |
Explanations in French | 7 cri du canard, du corbeau [1.3] |
Derivatives |
|
Synonyms | 9 gagàka |
Entry (2/4) | 10 gaka |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in Malagasy | 12 Vola na tamby hafa omena olona mba hanao raharaha efa anakaramana azy ara-dalàna: Tsy nety nanao ilay raharaha Rabe raha tsy nomena gaka [1.1] |
Analogs | 13 tsolotra, kolikoly, totohondry vola, sisika. |
Entry (3/4) | 14 gaka |
Part of speech | 15 Unspecified |
Explanations in English | 16 for goka [Provincial] [1.2] |
Updated on 2023/02/12 |