|
|
|
|

Entry (1/4) 1  fanahy
Root  2 hahy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fomba entina manahy na mamelatra zavatra amin' ny toerana talaky andro mba ho maina: Tsy toy izao, retsy, no fanahy vary, ry Ketaka [1.1]

Entry (2/4) 5  fanahy
Root  6 ahy
Part of speech  7  noun
Morphology 
8  Simple :
9  Prefixed :
Explanations in Malagasy  10 Fomba entina manahy
11 Zavatra ao amin' ny olombelona entiny manahy ny amin' ny tenany, mampahatsiaro tena azy: Very fanahy mbola velona ohatra ny valala voatango
12 Zavatra mampiavaka ny olona amin' ny biby: Ny fanahy no olona.
13 Saina mieritreritra, fahendrena: Ny manam-panahy mody voky fa ny adala manesika ihany.
14 Ilay zavatra tsy mety maty fitambaran' ny saina sy ny sitra-po ao amin' ny olombelona izay misaraka amin' ny vatana rehefa maty ny olona mba ho any amin' ny fiainana any an-koatra: Hivavaka ho an' ny fanahin' ny maty isika.
15 Toetra: Manao fanahin-jaza.
16 Fahasalamana: Nahakepoka ny fandrenesana an-dRakoto maty tampoka: olona tsara fanahy izao izy no niala tao an-trano. [1.1]
Explanations in English  17 the mind, the seat of thought, anxiety, or care; care for, thoughtful concern; tact, disposition, character, intelligence, knowledge; the soul, the immortal part of man. See nahy. [1.2]
18 the spirit, the soul; an attitude or temperament [1.7]
Explanations in French  19 esprit, âme; attitude ou tempérament [1.8]
Examples  20  Toetra no lazaina hoe fanahy eto. [1.316#]
21  Fa misy fanahy handalana, Re lahy! [2.69#]
22  Fanandratana ny fanahy maha-olona. [1.317#]
Vocabulary  23  Philosophy
Synonyms  24 iniana, nahy, satry
Combinations  25  49 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word fanahy
Proverbs  26  Proverbs containing that word
Article  27 Randzavola: fanahy ao amin' ny Baiboly

Entry (3/4) 28  fañahy
Part of speech  29  noun
Morphology 
30  Simple :
31  Prefixed :
Explanations in Malagasy  32 [Bara] fitaka [1.78]

Entry (4/4) 33  Fanahy
Part of speech  34  name (biblical) [Full list]
Examples  35  Velona amin'ny fanahy isika, ka aoka handeha amin'ny fanahy [2.996]
Vocabulary  36  Holy Scriptures

Anagrams  37 fahany, 38 fahina, fañahy, fanahy, Fanahy, 39 fiha~na, fihana, 40 hafina

Updated on 2026/08/13