Entry Betsimisaraka (be, tsy, saraka)
Part of speech name (anthroponym) [full list]
Malagasy definition Foko lehibe, monina amin' ny tandavan-demaka mahatratra 50-60 km ny sakany manaraka ny morontsiraka atsinanana hatrany amin' ny reniranon' i Bemarivo, avaratra, ka hatrany amin' ny onin' i Mananjary, atsimo (800 km eo ho eo). Mizara roa ny Betsimisaraka: ny tavaratra (Maroantsetra, Fenerivo, Soanierana-Ivongo); ny tatsimo: (Toamasina, Vatomandry, Mahanoro, Andevoranto) [Rajemisa 1985]
English definition The name of the tribe inhabiting part of the east coast, north and south of Tamatave. [Richardson 1885]
French definition nom d'une population de la côte es [...] [full text in Rajaonarimanana 1995]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Tables and plates Dialectal words
Examples 
1Manao ahoana ny fandraisan' ny Betsimisaraka azy? [Profita: Ranary, page 75]
2Nataon-dRamaromanompo renivohitr' i Betsimisaraka Fenoarivo. [Fagereng: Tantara, page 93]
Quotes 

2018/01/07