Entry Betsileo
Elementary words be ; tsy ; leo
Part of speech name (ethnonym)
Explanations in Malagasy Foko lehibe monina amin' ny tany voafaritry ny ony Mania, avaratra; ny tanin' ny Tanala, atsinanana; ny tendrombohitr' Andringitra, atsimo, ary ny tandavan-tendrombohitr' i Bongolava, andrefana. Mizara telo ny Betsileo: ny avaratra (renivohitra: Ambositra), ny afovoany (Ambohimahazo, Ambohinamboarina), ary ny any atsimo, izay mitsinjara telo indray: Isandra, Ilalangina ary Iarindrano. Tanàn-dehibe: Fianarantsoa, Ambositra, Ambohimahasoa, Ambalavao [1.1]
Explanations in English A tribe inhabiting the South-central parts of the island. [1.2]
Explanations in French Nom d'une population du centre sud de Ma [...] [full text in 1.5]
Examples 
1Andriamanalinarivo nanjaka tany Betsileo. [2.113]
2Tany Betsileo avaratra koa, hono, nisy azy. [2.69]
Vocabulary 
Titles Essai de Dictionnaire Betsileo-Merina-Français
Fomba Betsileo (Rainihifina Jessé)
Monographie des Betsileo
Tantara Betsileo (Rainihifina Jessé)
Tables and plates Dialectal words
Proverbs 

Updated on 2023/08/12