|
|
|
|

Entry1  Ambohitantely
Elementary words  2 vohitra, 3 tantely
Part of speech  4  name (toponym) [Full list]
Examples  5  Ingahy Ravelojaona no mpitandrina tao ambohitantely. [2.356#26]
6  tamy ny Andrianjaka, ao ambohitantely ao Ambatomasina, andrefan' ambohitantely, vato n' Andrianjaka; [2.48#512]
7  nisy fiangonan'ny mpiadidy ny kamboty tao amy ny trano fiangonana ao ambohitantely, ka maro no tafavory tamin'izany, nany lehilahy; [2.59#184]
Vocabulary  8  Geography: towns

Updated on 2026/02/26