| Entry | tenenina (teny) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Avoakan' ny vava, lazaina: Teny tsy azo tenenina izany Ambara, lazaina: Tsy hay tenenina ny zavatra nataony Didiana, omena teny, baiko: Hoteneniko izy mba hamangy anao Anarina na tezerana fa nanao ratsy: Teneno kely ny zanakao fa manimba ny voninkazonay amin' ny baoliny [1.1] | |||||||||
| To be reproved [1.7] | |||||||||
| Qu'on réprouve [1.8] | |||||||||
| Examples |
| ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|