| Entry |
sahala
|
| Part of speech | adjective
|
| | Enti-milaza fitoviana ara-bidy, lanja...: Mandehana amin' izao ianareo fa efa sahala izao ny anjaranareo Mitovy fa tsy sahala ireto satroka roa ireto, be vidy kokoa iroa volombatolalaka iroa Sahala amy...: tahaka ny, toy ny: Ny maka tsy miera dia sahala amin' ny mangalatra ihany.
[1.1]
|
| | Alike, the same; cf. mitovy,
tahaka,
toy
[1.7]
|
| | Identique, même [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Sahala ihany izany, hoy Zaka.
[2.5]
|
| 2 | Malagasy sahala amiko avokoa ireo.
[2.4]
|
| 3 | Ny sandriny iray sahala amin' izao.
[2.606]
|
|
| Morphology |
|
| Derivatives |
| Synonyms | ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ ~ |
|
| Entry |
sahalà
|
| Part of speech | imperative of adjective sahala
|
| | Soyez égaux; terme par lequel on souhaite aux plaideurs qu'il n'y en ait aucun de vaincu [1.3]
|
|
| Entry |
sahala
|
| Part of speech | adjective
|
| | [Tanosy]
Antonona: vilany sahala [1.78]
|
|