|
|
|
|

Entry rorampiso
Part of speech noun
Elementary words rora, piso
 Orana manify dia manify fahita matetika eny amin' ny toerana misy tendrombohitra avo; erika madinika mifafy, indrindra amin' ny ririnina
Mitovy hevitra: amanim-boalavo ~ erikerika ~ laviana [1.1]
Vocabulary 

Entry roram-piso
Part of speech locution
Elementary words rora, piso
 Ny roran' ny saka izay itsofany ny biby miady aminy [1.1]
Vocabulary 

Updated on 2023/01/01