| Entry | laviana | |
| Part of speech | noun | |
| Erika, orana madinika kely entin' ny rivotra, izay mazàna mamirifiry izaitsizy: Izany, rahavako, no roa lahy milanja am-betraka / ka sendra laviana miaramiropy / sendra mafana miara-mihinjaka (Raj. Tselatra) [1.1] | ||
| Vocabulary | ||
| Derivatives |
| |
| Updated on 2012/11/10 |
|