| Entry | mila (ila) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mitaky zavatra tsy azo avela: Mila rivotra ny zavamananaina mba hiainany Mangataka: Mila hevitra aminao aho Mitady: Mila ady amiko izy ~ Mila faty izay mandeha eto Efa madiva, efa akaiky: Mila hianjera ity trano ity [1.1] | |||||||||
| To want, to need, to ask, to beg, to get. Used only of the desire to get inanimate objects. If used of persons it has an immoral meaning. [1.2] | |||||||||
| To need; to ask for [1.7] | |||||||||
| Avoir besoin de; chercher; demander [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | milà (ila) | ||||||||
| Part of speech | imperative of active verb mila | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Updated on 2023/06/14 |
|