|
|
|
|

Entry miketrona (ketrona)
Part of speech active verb
 Misy ketrona, lefiravina, fiforetan' ny lamba amin' ny tenany ihany: Tsy miketrona ity lamba ity fa henjan-doatra
Mihorongorona, mivalombalona madinika: Olona efa miketrona iny ve ho tanora intsony
Mitovy hevitra: mangata-paraky (kiraro) ~ mifararemotra ~ mifendrotra ~ mifentsahona ~ miforitra ~ mikainkona ~ mikarainkona ~ mikirotra ~ mikonkina ~ milefitra ~ mirehoka ~ mitofendrotra ~ mivalombalona [1.1]
 To be wrinkled [1.7]
 être ridé, plissé [1.8]
Morphology 
Present : miketrona
Past : niketrona
Future : hiketrona
Imperative : miketròna

Entry miketròna (ketrona)
Part of speech imperative of active verb miketrona [Full list]
  [1.1]
  [1.3]

Updated on 2023/01/20