| Entry | miketrona (ketrona) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Misy ketrona, lefiravina, fiforetan' ny lamba amin' ny tenany ihany: Tsy miketrona ity lamba ity fa henjan-doatra Mihorongorona, mivalombalona madinika: Olona efa miketrona iny ve ho tanora intsony [1.1] | |||||||||
| To be wrinkled [1.7] | |||||||||
| être ridé, plissé [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | miketròna (ketrona) | ||||||||
| Part of speech | imperative of active verb miketrona | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|