| Entry | mijokojoko (jokojoko (joko)) | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| Mandeha somary miondrikondrika, mivokobokoka, noho ny hamenarana na ny tahotra na fikendrena hanaitra, hanampoka olona; miondrikondrika mitily [1.1] | |||||||
| Examples | Mitikitikim-pandeha rambon'osy /
mijokojoko fandeha rambon'ondry /
raha mitady kototanin-tarehy hianao /
mankanesa ao amin-dRamangamalefaka /
sady ary fomba no ary toetra /
sady manitra no mamerovero
[2.131] | ||||||
| Morphology |
| ||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|