| Entry |
mihantsy
(hantsy)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Miantso manome fo olona hiady na hifaninana amin' ny tena: Mihantsy andRakoto hifampitolona aminy Rabe. Mihantsy olona hisotro Manao izay hihomehezana zazakely Manao izay hahatonga: Mihantsy torimaso ~ Mihantsy loa
[1.1]
|
| | Provoquer, défier, faire rire un petit enfant [1.3]
|
| Examples |
| 1 | sady raha misy mihantsy azy, tsy mety mivoaka izy;
[2.69]
|
| 2 | Nony mby teo akaikiny izy, dia niatranatrana ny tovolahy nanitsy ny fijeriny ary niteny tamin' ny feo mihantsy sy feno avona hoe:
[2.470]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mihantsy |
| Past : |
nihantsy |
| Future : |
hihantsy |
| Imperative : |
mihantsia |
|
|