| Entry | mihaingo (haingo) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Misy haingo, mitondra akanjo misy haingo: Mihaingo aoka izany ny mpanambady [1.1] | |||||||||
| To adorn one's self, to decorate one's self, to wear ornaments. [1.2] | |||||||||
| To adorn oneself [1.7] | |||||||||
| S'orner; être paré [1.8] | |||||||||
| Examples | Ary nony tonga ny andro hampakaran-drano, dia mihaingo tsara dia tsara ny olona rehetra sy miravaka tsara amy ny izay firavaka ananany.
[2.48] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|