| Entry |
mihaminkamina
(haminkamina (hamina))
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mipetraka misonanina tsy misy ahiahy; finaritra noho ny haingo iravahana, ka tsy miherika akory: Mihaminkamina erý izy eny ambony filanjana (zavatra) Voapetraka sy voalamina tsara [1.1]
|
| | To behave well, to conduct one's self with propriety, to sit demurely or quietly, to eat with care and self-respect. [1.2]
|
| Examples | Noho izany dia nahatsikaiky azy ireo ihany ny mahita ireto mpivady antitra mihaminkamina toa mpivady vao.
[2.470]
|
| Morphology |
| Present : |
mihaminkamina |
| Past : |
nihaminkamina |
| Future : |
hihaminkamina |
| Imperative : |
mihaminkamìna |
|
| Synonyms | |
|
| Entry |
mihaminkamìna
(haminkamina (hamina))
|
| Part of speech | imperative of active verb mihaminkamina
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
| Synonyms | |
|