| Entry | meda | |
| Part of speech | adjective | |
| Miresaresa, tsy maka mahery, miraikiraiky, mitahontahona: Meda izy amin' izay ataony rehetra [1.1] | ||
| (peu usité) lent, lambin [1.3] | ||
| Derivatives |
| |
| Synonyms | medameda | |
| Entry | Meda | |
| Part of speech | name (biblical) | |
| Meda [2.996] | ||
| Medes [2.996] | ||
| Mèdes [2.996] | ||
| Vocabulary | ||
| Examples | Mahalala ny làlana mankany amin'ny tanin'ny Meda va hianao?
[2.996] | |
| Updated on 2017/05/16 |
|