| Entry | medameda (meda) | |
| Part of speech | adjective | |
| Miresaresa, tsy maka mahery, miraikiraiky, mitahontahona: Medameda izy amin' izay ataony rehetra Mimeda, mitaredretra, mitsiredretra, milasilasy, mitaraikiraiky, mitavozavoza, mitahontahona, mitaveravera, mikisinkisina [1.1] | ||
| (peu usité) lent, lambin [1.3] | ||
| Derivatives |
| |
| Synonyms | meda | |
| Updated on 2023/01/20 |
|