|
|
|
|

Entry manetry tena
Part of speech locution
Elementary words manetry, tena
 Tsy tia manambony tena, manambany tena fa tsy mba miavonavona
Mitovy hevitra: manambany tena ~ manao tsinontsinona ny tena ~ manaratsy tena ~ manaratsy tena toa omby hantsika ~ manavazin-tena ~ manivaiva tena ~ mietry tena ~ mivazina [1.1]
 To humble oneself [1.7]
 S'humilier, être humble [1.8]
Examples Fa izay rehetra manandra-tena no haetry, ary izay manetry tena no hasandratra. [2.996]
Synonyms mietry tena

Updated on 2023/05/15