|
|
|
|

Entry mandroatra (roatra)
Part of speech active verb
 Mitera-droatra, misy raotrany: Mandroatra ny rano mianjera amin' ny riana
Enti-milaza ny vary handroina izay manomboka mamorivory: Efa mandroatra ny vary ka tsy ela dia ho masaka
Mirehitry ny hatezerana tampoka: Nandroatra foana tsy nisy antony teo izy
Mitovy hevitra: mifoabe ~ mifoaka ~ misafoaka ~ misamontotra ~ mitroatra [1.1]
 To foam, to boil over [1.7]
 Déborder en écume [1.8]
Examples mandroatra fotsiny toa ranon-tsavony sy mamoa-pofona hafahafa ny kafe azony. [2.470]
Morphology 
Present : mandroatra
Past : nandroatra
Future : handroatra
Imperative : mandroata

Entry Mandroatra
Part of speech name (toponym) [Full list]
 Petit fleuve de la préfecture de Morondava [1.11]
Vocabulary 

Updated on 2023/01/20