|
|
|
|

Entry mamoky (voky)
Part of speech active verb
 Manome sakafo betsaka: Mamoky ny vahiny rehefa tonga mitsidika azy Rabe
Mamporisika, mitarika, mitaona olona hanao zavatra tsy dia mampaharisika azy loatra, amin' ny fandokafana azy na amin' ny fampanantenàna soa be ho azy: Mamoky ny vahoaka hikomy ny mpanoha riana [1.1]
 To satisfy with food; subvert [1.7]
 Rassasier; pousser à la révolte [1.8]
Examples Ny mamoky ny hendry sy manome fo ny adala hikomy. [1.123]
Morphology 
Present : mamoky
Past : namoky
Future : hamoky
Imperative : mamokisa
Analogs  mitaona ~ manabontsina ~ manome fo ~ mambosy ~ mandroboka ~ mandrokiroky ~ mandraviravy ~ mamahana ~ manao toho-tsofina ~ mandrendrika ~ manadala ~ mitomany ambony fe

Updated on 2023/01/20