| Entry | manabontsina (bontsina) | ||||||
| Part of speech | active verb | ||||||
| Mampizihitra, manao izay hahafeno rivotra: Manabontsina kodiaram-bisikilety Mamporisika hanao asa iray, mitarika, mitaona, mamoky: Tsy misy afatsy Rakoto no nanabontsina ny mpianatra himenomenona [1.1] | |||||||
| Morphology |
| ||||||
| Updated on 2023/01/05 |
|