| Entry | fijejojejoana (jejojejo (jejo)) | |
| Part of speech | noun | |
| Fampisehoana toetra tsy maotona loatra na amin' ny fihetsika na amin' ny fitafy mba hisintonana ny mason' ny olona langa; fahakasikasiana, fahamaivanan-doha [1.1] | ||
| Wanton or lewd conduct [1.7] | ||
| La dissipation [1.3, 1.8] | ||
| La légèreté, la luxure [1.3] | ||
| Examples | ka lany henatra dia navarin' ny filan-dratsiny tamin' ny fijejojejoana amam-pahalotoana rehetra.
[2.996] | |
| Updated on 2023/01/20 |
|