| Entry |
jejo
|
| Part of speech | adjective
|
| | Fatra-panao fihetsehana tsy maotina hanintona ny mason' ny olona langa hijery azy: Vehivavy jejo tsy misy toa azy Ikala anona iny Pelipelika, tia haingo fatratra, kasikasy, maivan-doha: Jejo erỳ i Saholy amin' iny akanjo vaony iny. [1.1]
|
| | Wanton, licentious [1.7]
|
| | Lascif [1.3, 1.8]
|
| | Qui a la tête légère, folâtre, sémillant, libre dans ses allures [1.3]
|
| Examples |
| 1 | entin'ny olona jejo mihaingo.
[2.314]
|
| 2 | Raha jejo loha ny any, Izahay kely ihany fa mamerovero.
[1.299]
|
|
| Derivatives |
| Synonyms | |
| Analogs |
jifa ~
pilaka ~
jefy ~
jefitra ~
jila ~
tefitra ~
langa ~
maola ~
malanga |
|
| Entry |
jejo
|
| Part of speech | noun
|
| | [Sihanaka]
Tanin'afo, tifonoana [1.78]
|
| Synonyms | |
|