| Entry |
fay
|
| Part of speech | participle
|
| | Tsy sahy intsony fa nahita fahavoazana; matahotra ka tsy sahy mamerina izay natao teo aloha: Nilalao afo Ibalita ka may: fay ny adala ka tsy te hiherika afo in tsony
[1.1]
|
| | Sickened of, surfeited, disgusted, having a distaste for in consequence of some loss, punishment, or calamity; disliked, satiated. [1.2]
|
| | Sickened, disgusted, forewarned by past experience [1.7]
|
| | Dégoûté de, se repentant de, fâché de, qui n’a plus envie de, à cause d’un châtiment, d’une punition, d’un désagrément [1.3]
|
| | Qui n'a pas envie de [1.196]
|
| | Dégoûté par une expérience fâcheuse [1.8]
|
| Morphology |
| Present : |
fay |
| Past : |
fay |
| Future : |
ho fay |
| Imperative : |
faiza |
|
|
| Entry |
fay
|
| Part of speech | noun
|
| | Fitaovana maraorao vita amin'ny tsy ampiasaina hikikisana vy na akora hafa [1.13]
|
| | Lime [1.13]
|
| Vocabulary |
|
| Entry |
fay
|
| Part of speech | noun
|
| | Vakin-tongoa, fay na tsefaka ka misy miletsy, misy misondrotra [1.13]
|
| | Faille [1.13]
|
| Vocabulary |
| Analogs |
etry ~
tresaka |
|
| Entry |
fay
|
| Part of speech | noun
|
| | [Taimoro]
Karazana trondro [1.78]
|
| | Karazan-trondron-dranomasina boribory saingy fisaka eo an-tampony ary kely lava ny rambony [1.1]
|
| | A kind of fish with a rough skin [1.2]
|
| Vocabulary |
|
| Entry |
fay
|
| Part of speech | adjective
|
| | [Provincial]
Rough [1.2]
|
| Derivatives |
|