| Entry | afondolo afonangatra | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | afo, lolo, nangatra | |
| Teny ataon' ny olona mirifatra mandositra entin' ny tahotra na ny hatezerana [1.10] | ||
| Teny enti-milaza fianianana na fivoadivoadiana fa tsy hanao zavatra iray izay nahitana fahavoazana intsony: Afondolo afonangatra: tsy mba hisotro toaka intsony aho [1.1] | ||
| Avec qui on brise entièrement, à quoi on renonce sans retour [1.3] | ||
| Updated on 2025/10/11 |
|