|
|
|
|

Entry fay
Part of speech participle
 Tsy sahy intsony fa nahita fahavoazana; matahotra ka tsy sahy mamerina izay natao teo aloha: Nilalao afo Ibalita ka may: fay ny adala ka tsy te hiherika afo in tsony
Mitovy hevitra: afon-dolo afon' angatra ~ lao ~ leom-boananana ~ maso voa sakay ~ nahita faisana ~ nandray ny kiho ~ tsy tia hiherika ~ tsy tia mainty ~ tsy tia mololo ~ tsy tia veroka [1.1]
 Sickened of, surfeited, disgusted, having a distaste for in consequence of some loss, punishment, or calamity; disliked, satiated. [1.2]
 Sickened, disgusted, forewarned by past experience [1.7]
 Dégoûté de, se repentant de, fâché de, qui n’a plus envie de, à cause d’un châtiment, d’une punition, d’un désagrément [1.3]
 Qui n'a pas envie de [1.196]
 Dégoûté par une expérience fâcheuse [1.8]
Morphology 
Present : fay
Past : fay
Future : ho fay
Imperative : faiza

Entry fay
Part of speech noun
 Fitaovana maraorao vita amin'ny tsy ampiasaina hikikisana vy na akora hafa [1.13]
 Lime [1.13]
Vocabulary 

Entry fay
Part of speech noun
 Vakin-tongoa, fay na tsefaka ka misy miletsy, misy misondrotra [1.13]
 Faille [1.13]
Vocabulary 
Analogs  etry ~ tresaka

Entry fay
Part of speech noun
  [Taimoro] Karazana trondro [1.78]
 Karazan-trondron-dranomasina boribory saingy fisaka eo an-tampony ary kely lava ny rambony [1.1]
 A kind of fish with a rough skin [1.2]
Vocabulary 

Entry fay
Part of speech adjective
  [Provincial] Rough [1.2]
Derivatives 

Updated on 2025/05/08