|
|
|
|

Entry zohy
Part of speech noun
 Lavaka na lozoka mandady fa tsy mitsatoka midina: Niery tany anaty zohy ireo mpandositra [1.1]
 A cave, a cavern [1.7]
 Cave, tunnel, souterrain [1.3]
 Caverne, grotte [1.8, 1.13]
 Galerie [1.13]
Examples 
1Niditra ny zohy indray aho hatory. [2.643]
2Teo am-bava-zohy, dia nofatorany koa ny tongony; [2.357]
Synonyms zoma
Article 

Entry zohy
Part of speech noun
 Fanarahana avy eo aoriana
Fandehanana manjokozoko ohatra ny antidahy
Famelana handeha aloha [1.1]

Updated on 2024/09/08