|
|
|
|

Entry zoma
Part of speech noun
 Zohy, lava-bato [1.1]
  [Provincial] For zohy [1.2]
Synonyms zohy

Entry zoma
Part of speech noun
  [Masikoro] Toerana masina itahirizana ny jinin'ampanjaka [2.606]

Entry zo
Part of speech noun
 Andro fahenina amin'ny herinandro, manarakaraka ny Alakamisy ary mialoha ny Asabotsy. Teo amin'ny Ntaolo malagasy, dia andro mainty fandevenana toy ny Alatsinainy ny Zomà; natao fitenenana ny hoe: "Zomà manantena" ary koa ny hoe "Tsy mahandry andro Zomà" satria tsy momba ny soa, tsy momba ny ratsy. "Tsy mahandry andro zomà": enti-milaza ny olona maika loatra alohan'ny fotoana [1.1]
 Friday [1.2, 1.7]
 Vendredi [1.3, 1.6, 1.8, 1.9]
 (ar.) vendredi. Var. le plus usue [...] [full text in 1.14]
 Venerdi [1.18]
 Freitag. -- Du siehst ja, dass ich am Freitag und am Samstag der vergangenen Woche nicht einmal mehr Geld für etwas zum Essen hatte. [1.56]
Vocabulary 
Examples Nampanantena ny mbola hitondra an-janany any Rainitoandro indray zoma any, fotoana tsy dia voafetra loatra. [2.470]
Other spellings 
Tables and plates Measure of Time

Entry Zo
Part of speech name (toponym) [Full list]
 Anaran'ny tanàna anaovana tsena amin'io andro io [1.1]
 The place of holding Friday's market [Swa. juma; Ar. El-dsùm'a, congregation day.] [1.2]
 Noms des marchés qui se tiennent le vendredi, comme celui de Tananarive [1.3]
 The Friday market-place [1.7]
 Marché de vendredi; place de marché (vendredi) [1.8]
Vocabulary 
Quotes 
Illustrations 

Updated on 2025/08/21