| Entry |
zehy
|
| Part of speech | noun
|
| | Halavan-drefy hatreo amin' ny ankibe ka hatramin' ny tendron' ny fanondroadala henjanina tsara. Ny zehy dia fampiasa indrindra amin' ny fandrefesana farafara, sakan-tenona, hatevenan-drindrina: Ny halavan' ny zehy iray dia mitovy amin' ny voantondro valo na folo eo ho eo. (Marihina fa ny filazana ny refy amin' ny zehy dia hoe: irain-jehy, roan-jehy, telon-jehy sy ny sisa... fa tsy lazaina hoe: iray zehy na roa zehy na telo zehy [1.1]
|
| | A span, about 8 inches or 20 cm [1.7]
|
| | Un empan depuis l' extrémité du pouce jusqu' à l' extrémité du petit doigt [2.415]
|
| | Empan, environ 20 cm [1.8]
|
| Vocabulary |
| Examples | zehy satria raha mahery zehy iray io dia refy.
[2.436]
|
| Derivatives |
|