|
|
|
|

Entry zazakely
Part of speech noun
Elementary words zaza, kely
 Zaza mbola kely, eo amin' ny herintaona na roa taona [1.1]
Examples 
1Iza no miantoka koba ny zazakely mbola minono? [2.270]
2Mety ilaina ny fandidiana mba hamoahana ilay zazakely. [2.424]
3Nidridridridry sy nitomany tahaka ny zazakely mihitsy. [2.357]

Updated on 2023/06/27