|
|
|
|

Entry zana-tsipìka
Part of speech locution
Elementary words zanaka, tsipika
 Hazo marani-doha alefa amin' ny tsipika [1.1]
 An arrow [1.2]
 Flèche, trait [1.3]
Examples 
1Ny fiadiana fampiasa indrindra tany Egypta sy Palestina dia ny tsipìka sy ny zana-tsipìka [1.38]
2Mifioka eny amboniny eny ny zana-tsipìka, ny lefona manelatselatra sy ny longy. [2.996]

Updated on 2024/08/13