|
|
|
|

Entry zakarandahy
Part of speech noun
Vocabulary 
Examples Novoleko ahitra ny tokotany fa teo no nijoalajoala ilay zakarandahy lehibe nahafinaritra nanome endrika ny tanàna. [2.356]
Other spellings 

Entry Zakarandahy
Part of speech name (pseudonym) [Full list]
  Samuël Rajaobelison [1.11]
Vocabulary 
Examples Samuel Rajaobelison - na Zakarandahy eo amin'ny fanoratana, teraka tamin' ny 25 septambra 1915 - dia anisan'ny poety manana ny toetrany manokana: mahay mamorona sy mampisy ny tsy misy ary mampiseho izany amin' ny sary mova tsy ny vita hosodoko; [2.314]
Tables and plates Pseudonyms of Malagasy writers

Updated on 2023/02/20