|
|
|
|

Entry zakarandaha
Part of speech noun
 (Jacaranda acutifolia) hazo vahiny, lehibe sy avo rehefa tena antitra, matroka ny trongany, manao an-tsalohy volomparasy tanora ny voniny sady mivondrona be, ary mipoitra alohan' ny raviny, amin' ny lembalemban' ny faritra tsy tena mafana no tena aniriany ka ny volana Oktobra sy Novambra no mamony be ary ny volana Mey sy Jona no mamoa [1.62]
Vocabulary 
Scientific name Jacaranda acutifolia
Other spellings 

Updated on 2015/11/12