| Entry |
mamovoka
(vovoka)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mandrakotra vovoka: Mamovoka io tany mianjera io fa amboary Manetsika, mampibofoka vovoka, mampitera-jofo: Tandremo ny mamovoka rehefa mamafa trano Enti-milaza ny vovoky ny kitrotro izay miendaka amin' ilay marary ka manidina mifindra amin' ny mbola tsy voa: Mamovoka izao ny kitrotron' ny ankizy ka aza mbola mamangy any aminay aloha ianareo [1.1]
|
| | To cover with dust;
to raise dust; to be dusty [1.7]
|
| | Couvrir de poussière;
soulever la poussière; être poussiéreux [1.8]
|
| Morphology |
| Present : |
mamovoka |
| Past : |
namovoka |
| Future : |
hamovoka |
|
|