|
|
|
|

Entry voromailala
Part of speech noun
Elementary words vorona, mahay, lala
 [ voromahailala ] Vorona mpihinam-boan-javamaniry ary fatra-pivelona miaraka, tsara hena ka ompian' ny olona. (Mahavita lalana lavitra ny Voromahailala ary afaka miverina amin' ny toerana nialany indray; avy amin' izany no nahatonga ny anarany (mahay lalana) [1.1]
 Vorona mpihinana voan-javamaniry mora tamana amina andiany hafa, tsara hena sad mahafinaritra ny mijery azy manao andiany ka ompian'ny olona [1.62]
 A dove, a pigeon [1.2]
 [ voromahailala ] Pigeon, colombe [1.3]
 Pigeon [1.54]
Vocabulary 
Examples Nefa hatao inona moa no nividianana ireo lafo, na bitro na voromailala na bolidaogy. [1.437]
Other spellings 
Analogs  domohina ~ limohy ~ pakatova
Article 

Updated on 2025/10/11