| Entry |
voalohany
(aloha)
|
| Part of speech | adjective or adverb
|
| | Loha laharana, ny aloha indrindra: Ny volana zanvie no volana voalohany amin' ny taona Fiandohana: Tany am-boalohany [1.1]
|
| | The first in the ordinal numbers. [1.2]
|
| | First, the first [1.7]
|
| | Premier [1.3, 1.8]
|
| | Premièrement Qui est en tête [1.3]
|
| | Le premier En premier lieu [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Izany no hatao voalohany indrindra.
[2.324]
|
| 2 | - Efa ho telopolo taona lasa izay no nidirako tato voalohany, hoy izy.
[2.471]
|
|
| Morphology |
| Simple : |
voalohany,
voalohan',
voalohan-,
voaloham- |
| Prefixed : |
-boalohany,
-boalohan',
-boalohan-,
-boaloham- |
|
|