| Entry |
voalavo
(lavo)
|
| Part of speech | past participle
|
| | Put down, thrown [1.2]
|
| | Renversé, jeté à terre [1.3]
|
|
| Entry |
voalavo
|
| Part of speech | noun
|
| | Biby lavalava vatana, tsoky loha, lava rambo, mpanimba zavatra (indrindra ny voly sy tahirin-tsakafo) ary mpanely ny areti-mifindra amin' ny parasy entiny. Misy karazany telo ny voalavo: ny voalavo mainty, ny voalavo fotsy ary ny voalavon-drano [1.1]
|
| | A species of rat. Mus alexandrinus. [Fiji: kalavo; Dyak: blawow; Mankassar: balawo] [1.3]
|
| | A rat [1.7]
|
| | Rat [1.54, 1.8, 1.13]
|
| | [Sakalava-Mayotte]
Souris, rat [1.405]
|
| Vocabulary |
| Scientific name | Mus alexandrinus |
| Examples |
| 1 | Voalavo maro be mihitsy no hitako tamin' izany.
[2.445]
|
| 2 | Ny ampitson' iny, betsaka ny olona no nahita voalavo maty.
[2.472]
|
| 3 | Nony tonga teny am-povoan-drano, nahatsiaro noana ny voalavo.
[2.442]
|
|
|
| Entry |
voalavo
|
| Part of speech | noun
|
| | Se disait des sorciers [2.415]
|
| | Sorcier [1.3]
|
|