|
|
|
|

Entry voahosotra (hosotra)
Part of speech past participle
 Enduit, oint, peint, graissé, frictionné [1.3]
Examples 
1Voamboana no nanaovana azy, ary voahosotra varinesy. [2.332]
2Ary Imahakà nitondra angady tani-manga voahosotra manjarano; [2.293]
3Handrara izany va izy ka tsy ho voahosotra ho saro-piaro tsy an-drariny? [2.5]
Morphology 
Past : voahosotra, voahosotro, voahosotrao, voahosony, voahosotsika, voahosotray, voahosotrareo, voahosotr', voahoso-, voahosotry

Updated on 2023/01/20