|
|
|
|

Entry vivitra
Part of speech noun
 Enti-milaza molojavatra, sisiny
Fandraisana zavatra amin' ny sisiny na amin' ny silany kely
Fitsongoana teny kely eo amin' ny resaka ifanaovana na eo am-pifamaliana ka roritina hiadiana [1.1]
Derivatives 

Updated on 2023/02/21