|
|
|
|

Entry famivitana (vivitra)
Part of speech noun
 Fandraisana amin' ny sisiny na amin' ny silany kely; fisintontsintonana, fandrirodrirotana; fitsongoana (teny) izay roritina mba hiadiana [1.1]

Updated on 2023/01/05