| Entry | vidiny > vidina (vidy) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Atakalo vola: Novidiko valopolo ariary io reniakoho io Tambazam-bola: Isaorana Andriamanitra fa olona tsy mba azo vidim-bola raha io mpitsara io [1.1] | |||||||||
| Examples | Ny tsy manana kosa tsy manam-pidiny, ka na lavitra na akaiky dia volena , indrindra fa tany tsy vidina izany nahofana.
[2.472] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | vidiny > vidy | |
| Part of speech | noun | |
| Takalon-javatra ara-bola: Efa nomen' i Naivo ve ny vidin' ny bokinao tany aminy? Valiny, setriny: Io trano io izao no mba vidinkasasarako hatramin' izay Lanja: Tsy hay tombanana ny vidin' ny hatsaram-panahy na dia mbola eto an-tany aza [1.1] | ||
| Price, value [1.7] | ||
| Prix [1.3, 1.8, 1.13, 1.5] | ||
| Valeur [1.3, 1.5] | ||
| Vocabulary | ||
| Examples | Ataony vidy mora na takalozany tany tsizarizary ilay izy.
[2.472] | |
| Analogs | vanga | |
|
|