| Entry | vidina (vidy) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Atakalo vola: Novidiko valopolo ariary io reniakoho io Tambazam-bola: Isaorana Andriamanitra fa olona tsy mba azo vidim-bola raha io mpitsara io [1.1] | |||||||||
| Examples | Ny tsy manana kosa tsy manam-pidiny, ka na lavitra na akaiky dia volena , indrindra fa tany tsy vidina izany nahofana.
[2.472] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|