|
|
|
|

Entry vary amin' anana      variaminanana
Part of speech locution
Elementary words vary, amy, anana
 [ variaminanana ] Vary misy teti-kena sy karazan' anana samihafa (anatsonga, anamamy, voatabiha, tongolo...) handroina miaraka. Intelo miantoana no fahandro ny variaminanana: ny teti-kena aloha, dia ny anana, ary izay vao ny fotsimbary rehefa mangotraka ireo [1.1]
 Riz aux herbes
Pêle-mêle, désordre, hasard [1.3]
 Pensées entremêlées, pêle-mêle comme le riz et les brèdes mélangés [2.415]
 Riz aux herbes potagères ; plat très commun.
Sens figuré : présenté pêle-mêle, sans ordre. [1.196]

Updated on 2025/11/27