|
|
|
|

Entry variraiventy
Part of speech noun
Elementary words vary, iray, venty
 Anaran' ny vakim-bola kely indrindra. mitovy lanja amin' ny voambary anankiray; ny sandany dia iray ampaharoapolo amby fitonjaton' ny ariary [1.1]
 Le poid d'un grain de riz
La sept-cent-vingtième partie de la piastre
Très peu, une minime partie, un rien [1.3]
Vocabulary 
Examples 
1ary ny vahoaka mandoa variraiventy isam-baravarana [2.48]
2nakapa sy natsindrona ny antsy nefa tsy nahalatsaka na variraiventy aza. [2.587]

Updated on 2023/11/24