| Entry | venty | |
| Part of speech | noun | |
| Fototry ny isa Antoko, tsinjara: Lalàna dimy venty sy telonjato Fotopototra: Holazaiko anao ny ventin' ny lahateny nataony fa henoy tsara àry Vongana iray mitambatra: Ranony daholo izy izany fa tsy misy ventiny na dia kely aza Fitarihana hira [1.1] | ||
| Habe fototra ampiasaina amin'ny fandrefesana [1.13] | ||
| Substance; a unit [1.7] | ||
| Substance [1.8] | ||
| Unité [1.13] | ||
| Entry | venty | |
| Part of speech | noun | |
| Anaram-bola malagasy ampahenin' ny ariary ny sandany na iraimbilanja; latsaka voamena: 0,80Fr ary miditra amin' ireto anarambola manaraka ireto: lasiventy (ilavoamena sy venty: 0Fr90); ventisikorobo (2Frs); ariary latsabenty (4Frs) [1.1] | ||
| Vocabulary | ||
| Updated on 2025/02/12 |
|