| Entry | varanga | |
| Part of speech | noun | |
| Hazakazaka, fandehanana haingana dia haingana: Manao varanga (jereo rarangy) [1.1] | ||
| Entry | varanga | |
| Part of speech | noun | |
| Hena masaka, alona ao anaty menaka mba haharetany sy hahatsara tairo azy. [1.1] | ||
| Vocabulary | ||
| Other spellings | varangan-kena | |
| Updated on 2023/06/05 |
|