| Entry | vaovao (vao) | ||||||
| Part of speech | noun | ||||||
| Zavatra niseho vao haingana ka ataon' ny olona firesaka: Tamin' ny radio no nandrenesanay aninaraina izany vaovao izany [1.1] | |||||||
| Zavatra na toe-javatra tsy mbola fahita, zava-nitranga, ka ampahafantarina ny besinimaro [1.64] | |||||||
| Actualités, informations, nouvelles [1.64] | |||||||
| Examples | Hafahafa aza ny vaovao nisesisesy re avy any Eoropa:
[2.472] | ||||||
| Morphology |
| ||||||
| Entry | vaovao (vao) | ||||||
| Part of speech | adjective | ||||||
| Enti-milaza zavatra tsy nisy na tsy fantatra raha tsy vao haingana: Teny vaovao izany ka tsy fantatro Enti-milaza zavatra nentina na nanaovana voalohany: Nitondra kiraro vaovao i Koto tamin' ny Krismasy [1.1] | |||||||
| New [1.7] | |||||||
| Nouveau, neuf [1.8] | |||||||
| Examples |
| ||||||
| Updated on 2023/02/20 |
|