|
|
|
|

Entry tsaho
Part of speech noun
 Teny na resaka mandeha mitety hatrany, izay tsy mbola voafototra na marina na tsia; vaovao tsy fanta-pototra heno miely ombieny ombieny: Mandeha ny tsaho fa hody daholo, hono, ny Vazaha
Mitovy hevitra: fosafosa ~ honohono ~ ketsoketso ~ resaky ny olona ~ sahoa ~ siosio ~ tohono ~ tsahotsaho ~ vaovao [1.1]
Examples Tapa-bolana taorian' izay, nisy tsaho niely izay tsy fantatra ny niaviany: [2.472]
Derivatives 

Updated on 2023/08/19