|
|
|
|

Entry famankonana (vankona)
Part of speech noun
 Fanadiovana (ny hazo) ho tonga malamalama tsara amin' ny alalan' ny vankona [1.1]
 Corroyage [1.13]
Vocabulary 
Examples 
1Ary dia nizaha ny fandrafetana, dia ny famankonana ny hazo. [2.366]
2Dia roso indray aho nitady fanampiana tamin' ny faritanin' Antananarivo hividianana milina famankonana sy fanatsofana. [2.356]

Updated on 2023/08/11